plt_tn/jer/49/20.md

399 B

ireo mponin'i Temana

ireo mponina izay mipetra ao Temana

Ho taritarisiny eny rehetra eny tokoa izy ireo, na dia ny kely indrindra amin'ny ondry aza

DH: "Hitaritarika azy ireo Izy, na ny ondry kely indrindra aza"

Ireo tanin'ahiny ho tonga toerana noravaina

DH: "Ho avadiny ho toerana lao ireo tanin'ahiny"

tanin'ahitra

Ny tanin'ahitra dia toerana rakotra bozaka izay fieren'ireo biby.