# ireo mponin'i Temana ireo mponina izay mipetra ao Temana # Ho taritarisiny eny rehetra eny tokoa izy ireo, na dia ny kely indrindra amin'ny ondry aza DH: "Hitaritarika azy ireo Izy, na ny ondry kely indrindra aza" # Ireo tanin'ahiny ho tonga toerana noravaina DH: "Ho avadiny ho toerana lao ireo tanin'ahiny" # tanin'ahitra Ny tanin'ahitra dia toerana rakotra bozaka izay fieren'ireo biby.