plt_tn/jer/49/17.md

419 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Edoma Yaveh.

hangovitra ary hisiotsioka

DH: "hangovitry ny tahotra ary hiresaka ny tsy fahafam-pony izy ireo.

Toy ny nandravana an'i Sodoma sy Gomora

DH: "toy ny fomba namotehana an'i Sodoma sy Gomora"

tsy hisy olona honina any; tsy misy vahoaka hijanona any

Niteny izany indroa Yaveh mba hanamafisana fa i Edoma dia lao tanteraka.