plt_tn/jer/49/17.md

16 lines
419 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Edoma Yaveh.
# hangovitra ary hisiotsioka
DH: "hangovitry ny tahotra ary hiresaka ny tsy fahafam-pony izy ireo.
# Toy ny nandravana an'i Sodoma sy Gomora
DH: "toy ny fomba namotehana an'i Sodoma sy Gomora"
# tsy hisy olona honina any; tsy misy vahoaka hijanona any
Niteny izany indroa Yaveh mba hanamafisana fa i Edoma dia lao tanteraka.