plt_tn/jer/49/16.md

12 lines
309 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka izay hitranga amin'i Edoma Yaveh.
# ny akaninao ho ambony toy ny an'ny voromahery
DH: "niaina ampilaminana tahaka ny ny voromahery eny amin'ny tampon'ny tendrombohitra."
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.