plt_tn/jer/49/16.md

309 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka izay hitranga amin'i Edoma Yaveh.

ny akaninao ho ambony toy ny an'ny voromahery

DH: "niaina ampilaminana tahaka ny ny voromahery eny amin'ny tampon'ny tendrombohitra."

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.