plt_tn/jer/49/12.md

445 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka izay hitranga amin'i Edoma Yaveh.

Indro

DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"

hisotro amin'ny kapoaka

DH: "hiaina fanasaziana"

Mieritreritra ve ny tenanao fa handeha tsy ho saziana ianao?

DH: "Ianao dia tokony hafantatra fa ianao dia hiaina sazy noho ireo otanao.

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.