plt_tn/jer/49/12.md

20 lines
445 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka izay hitranga amin'i Edoma Yaveh.
# Indro
DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"
# hisotro amin'ny kapoaka
DH: "hiaina fanasaziana"
# Mieritreritra ve ny tenanao fa handeha tsy ho saziana ianao?
DH: "Ianao dia tokony hafantatra fa ianao dia hiaina sazy noho ireo otanao.
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.