plt_tn/jer/49/01.md

562 B

tsy manan-janaka ve ny Israely? Moa tsy misy olona iray handova na inona na inona any Israely ve? Nahoana Malkana no hibodo an'i Gada, ary ny vahoakany honina any amin'ireo tanànany?

DH: "Misy maro ireo Israelita handova ny tanin'Israely. Ny olona izay nanompo sampy, Moleka, dia tsy tokony hiaina ao Gada."

Koa indro

Io dia manampy fanamafisana amin'izay ho lazaina manaraka. DH: "Diniho ary mihainò."

ho avy ny andro

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:31.

izao no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.