plt_tn/jer/49/01.md

16 lines
562 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tsy manan-janaka ve ny Israely? Moa tsy misy olona iray handova na inona na inona any Israely ve? Nahoana Malkana no hibodo an'i Gada, ary ny vahoakany honina any amin'ireo tanànany?
DH: "Misy maro ireo Israelita handova ny tanin'Israely. Ny olona izay nanompo sampy, Moleka, dia tsy tokony hiaina ao Gada."
# Koa indro
Io dia manampy fanamafisana amin'izay ho lazaina manaraka. DH: "Diniho ary mihainò."
# ho avy ny andro
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:31.
# izao no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.