plt_tn/jer/47/03.md

12 lines
439 B
Markdown

# Tamin'ny feon'ny fikatrokatrokin'ny kitron'ny soavaly matanjak'izy ireo, tamin'ny fieron'ny kalesin'izy ireo sy ny tabataban'ireo kodian'izy ireo
Ireo no miaraka dia maneho ny feon'ny fiavian'ireo tafika.
# ny fieron'ny kalesin'izy ireo sy ny tabataban'ireo kodian'izy ireo
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary nampiarahana mba ho fanamafisana.
# Kaftora
Izany no anaran'ilay nosy any avaratry ny faraitr'i Filistina.