# Tamin'ny feon'ny fikatrokatrokin'ny kitron'ny soavaly matanjak'izy ireo, tamin'ny fieron'ny kalesin'izy ireo sy ny tabataban'ireo kodian'izy ireo Ireo no miaraka dia maneho ny feon'ny fiavian'ireo tafika. # ny fieron'ny kalesin'izy ireo sy ny tabataban'ireo kodian'izy ireo Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary nampiarahana mba ho fanamafisana. # Kaftora Izany no anaran'ilay nosy any avaratry ny faraitr'i Filistina.