plt_tn/jer/47/01.md

461 B

Indro

Ny teny "indro" dia manaitra ny saintsika hifantoka amin'izay ho lazaina manaraka.

Indro, miakatra ny tondra-drano any avaratra. Ho toy ny renirano manafotra izany!

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary nampiarahana mba ho fanamafisana. Ny "rano" sy "renirano" dia samy maneho ny fiavian'ny tafika avy any avaratra.

Ary hanafotra ilay tany sy ny zavatra rehetra ao amin'izany izy ireo

Ny "izy ireo" dia ny tafika avy any avaratra.