forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
461 B
Markdown
12 lines
461 B
Markdown
|
# Indro
|
||
|
|
||
|
Ny teny "indro" dia manaitra ny saintsika hifantoka amin'izay ho lazaina manaraka.
|
||
|
|
||
|
# Indro, miakatra ny tondra-drano any avaratra. Ho toy ny renirano manafotra izany!
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary nampiarahana mba ho fanamafisana. Ny "rano" sy "renirano" dia samy maneho ny fiavian'ny tafika avy any avaratra.
|
||
|
|
||
|
# Ary hanafotra ilay tany sy ny zavatra rehetra ao amin'izany izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny "izy ireo" dia ny tafika avy any avaratra.
|