plt_tn/jer/42/15.md

498 B

hanenjika anareo any amin'ny tany Egypta ny sabatra izay atahoranareo

DH: "dia hiaina ny voka-dratsin'ny ady any ianareo."

Hanaraka anareo any ny mosary izay ahianareo

Ny mosary eto dia toy ny zavatra izay afaka manenjika zavatra hafa. DH: "Mitaintaina amin'ny mosary ianareo tao Israely fa raha mankany Egypta ianareo dia hijaly mosary any"

ny lehilahy rehetra

Ny lehilahy dia nampiasaina mba hanondroana ny vohaoka rehetra satria izy ireo no loham-pianakaviana. DH: "ny olona rehetra"