# hanenjika anareo any amin'ny tany Egypta ny sabatra izay atahoranareo DH: "dia hiaina ny voka-dratsin'ny ady any ianareo." # Hanaraka anareo any ny mosary izay ahianareo Ny mosary eto dia toy ny zavatra izay afaka manenjika zavatra hafa. DH: "Mitaintaina amin'ny mosary ianareo tao Israely fa raha mankany Egypta ianareo dia hijaly mosary any" # ny lehilahy rehetra Ny lehilahy dia nampiasaina mba hanondroana ny vohaoka rehetra satria izy ireo no loham-pianakaviana. DH: "ny olona rehetra"