plt_tn/jer/40/13.md

24 lines
619 B
Markdown

# Johanana ... Karea
Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 40:7
# Gedalia
Jereo ny fomba nandikanao izany anarana izany tao amin'ny 39:11.
# Moa fantatrao ve fa i Balisa mpanjakan'ny vahoakan'i Amona nandefa an'i Ismaela zanaka lahin'i Netania mba hamono anao?
"Tokony ho fantatrao fa i Balisa mpanjakan'ny vahoakan'i Amona no nandefa an'i Ismaela zanaka lahin'i Netania hamono anao!"
# Balisa
Io no anaran'ilay mpanjaka.
# Ismaela zanaka lahin'i Netania
Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 40:7.
# Ahikama
Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 20:22.