# Johanana ... Karea Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 40:7 # Gedalia Jereo ny fomba nandikanao izany anarana izany tao amin'ny 39:11. # Moa fantatrao ve fa i Balisa mpanjakan'ny vahoakan'i Amona nandefa an'i Ismaela zanaka lahin'i Netania mba hamono anao? "Tokony ho fantatrao fa i Balisa mpanjakan'ny vahoakan'i Amona no nandefa an'i Ismaela zanaka lahin'i Netania hamono anao!" # Balisa Io no anaran'ilay mpanjaka. # Ismaela zanaka lahin'i Netania Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 40:7. # Ahikama Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 20:22.