plt_tn/jer/40/03.md

444 B

nanatanteraka izany i Yaveh

DH: "nanao izay efa nolazainy fa ho ataony Yaveh"

satria ianareo ry vahoaka dia nanota taminy ary tsy nankatò ny feony

DH: "satria ianareo Jodeana dia nanota tamin'i Yaveh ary tsy nakatò ny didiny"

antom-pisian'izao zavatra izao

"nitrangan'ny loza"

Fa indro ankehitriny

Nebozaradana dia nilaza izao mba hisarihana ny olona ny amin'ny fotoana ankehitriny.

izay mety eo imasonao

DH: "izay tianao"