plt_tn/jer/40/03.md

20 lines
444 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nanatanteraka izany i Yaveh
DH: "nanao izay efa nolazainy fa ho ataony Yaveh"
# satria ianareo ry vahoaka dia nanota taminy ary tsy nankatò ny feony
DH: "satria ianareo Jodeana dia nanota tamin'i Yaveh ary tsy nakatò ny didiny"
# antom-pisian'izao zavatra izao
"nitrangan'ny loza"
# Fa indro ankehitriny
Nebozaradana dia nilaza izao mba hisarihana ny olona ny amin'ny fotoana ankehitriny.
# izay mety eo imasonao
DH: "izay tianao"