plt_tn/jer/38/19.md

8 lines
251 B
Markdown

# mety ho atolotra eo an-tanan'izy ireo aho
Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezana. DH: "mety ho atolotr'ireo Kaldeana ho eo an-tanan'ireo Jodeana aho"
# mba ho viravirain'izy ireo
Eto ny teny "izy ireo" dia manondro an'ireo Jodeana.