plt_tn/jer/38/19.md

251 B

mety ho atolotra eo an-tanan'izy ireo aho

Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezana. DH: "mety ho atolotr'ireo Kaldeana ho eo an-tanan'ireo Jodeana aho"

mba ho viravirain'izy ireo

Eto ny teny "izy ireo" dia manondro an'ireo Jodeana.