plt_tn/jer/38/01.md

475 B

Safatia ... Malkia

Ny anarana ao amin'ity lisitra ity dia anaran-dehilahy avokoa.

ho fatin'ny sabatra, mosary, ary areti-mandringana

"ho matin'ny sabatra, mosary, ary areti-mandringana"

Hanavotra ny ainy izy

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 21:8.

Ity tanàna ity dia ho atolotra eo an-tanan'ny tafikin'ny mpanjakan'i Babylona

"Avelako ho resin'ny tafikin'ny mpanjaka an'i Babylona i Jerosalema"

hisambotra izany izy

"hisambotra izany ny tafiny"