plt_tn/jer/38/01.md

20 lines
475 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Safatia ... Malkia
Ny anarana ao amin'ity lisitra ity dia anaran-dehilahy avokoa.
# ho fatin'ny sabatra, mosary, ary areti-mandringana
"ho matin'ny sabatra, mosary, ary areti-mandringana"
# Hanavotra ny ainy izy
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 21:8.
# Ity tanàna ity dia ho atolotra eo an-tanan'ny tafikin'ny mpanjakan'i Babylona
"Avelako ho resin'ny tafikin'ny mpanjaka an'i Babylona i Jerosalema"
# hisambotra izany izy
"hisambotra izany ny tafiny"