plt_tn/jer/37/09.md

339 B

Aza mamitaka ny tenanareo

Ny teny "tenanareo" dia manondro an'i Zedekia mpanjaka sy ny vahoakan'i Joda ambony.

Efa nandao anay tokoa ireo Kaldeana

Ny vahoakan'i Joda dia mieritreritra fa hilamina izy ireo satria lasa ireo Kaldeana. DH: "Efa lasa ireo Kaldeana ka hilamina isika"

hiarina izy ireo

"hiarina ireo lehilahy maratra"