# Aza mamitaka ny tenanareo Ny teny "tenanareo" dia manondro an'i Zedekia mpanjaka sy ny vahoakan'i Joda ambony. # Efa nandao anay tokoa ireo Kaldeana Ny vahoakan'i Joda dia mieritreritra fa hilamina izy ireo satria lasa ireo Kaldeana. DH: "Efa lasa ireo Kaldeana ka hilamina isika" # hiarina izy ireo "hiarina ireo lehilahy maratra"