plt_tn/jer/36/32.md

12 lines
407 B
Markdown

# tamin'ny fanononan'i Jeremia
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:4.
# nodoran'i Joiakima mpanjakan'i Joda
"izay nodoran'i Joiakima mpanjakan'i Joda tamin'ny afo"
# Ary mbola nanampiana teny maro hafa mitovitovy tamin'ity horonan-taratasy ity
DH: "Ary mbola nampian'i Jeremiasy Baroka teny maro hafa izay mitovy amin'ireo teny izay efa voasoratra tao amin'ilay horonan-taratasy voalohany."