plt_tn/jer/36/32.md

407 B

tamin'ny fanononan'i Jeremia

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:4.

nodoran'i Joiakima mpanjakan'i Joda

"izay nodoran'i Joiakima mpanjakan'i Joda tamin'ny afo"

Ary mbola nanampiana teny maro hafa mitovitovy tamin'ity horonan-taratasy ity

DH: "Ary mbola nampian'i Jeremiasy Baroka teny maro hafa izay mitovy amin'ireo teny izay efa voasoratra tao amin'ilay horonan-taratasy voalohany."