plt_tn/jer/36/20.md

784 B

izy ireo

Ny "izy ireo" eto dia manondro ireo manam-pahefana.

napetrak'izy ireo tao amin'ny efitr'i Eliasama

"nametraka ilay horonan-taratasy tao amin'ny efitr'i Eliasama"

Eliasama mpitan-tsoratra

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:11.

ireo teny ireo

Ireo teny tao amin'ilay horonan-taratasy izay notononin'i Jeremia tamin'i Baroka.

Jehody

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:13.

tamin'ny volana faha sivy

Io dia volana faha sivy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia manomboka amin'ny fiafaran'ny vanim-potoana famafazana ary mifarana amin'ny vanim-potoana ririnina. Mandritra ny tapany faran'ny volana Novambra sy ny fiandohan'ny volana Desambra amin'ny tetiandro tandrefana.

fatana

Fitoerana afo izay afaka afindrafindra ny toerany.