# izy ireo Ny "izy ireo" eto dia manondro ireo manam-pahefana. # napetrak'izy ireo tao amin'ny efitr'i Eliasama "nametraka ilay horonan-taratasy tao amin'ny efitr'i Eliasama" # Eliasama mpitan-tsoratra Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:11. # ireo teny ireo Ireo teny tao amin'ilay horonan-taratasy izay notononin'i Jeremia tamin'i Baroka. # Jehody Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:13. # tamin'ny volana faha sivy Io dia volana faha sivy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia manomboka amin'ny fiafaran'ny vanim-potoana famafazana ary mifarana amin'ny vanim-potoana ririnina. Mandritra ny tapany faran'ny volana Novambra sy ny fiandohan'ny volana Desambra amin'ny tetiandro tandrefana. # fatana Fitoerana afo izay afaka afindrafindra ny toerany.