plt_tn/jer/36/16.md

816 B

Ary

Io teny io dia nampiasaina eto mba hanamariana tranga manan-danja amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa azo andikana izany ny teninao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto.

rehefa nandre ... izy ireo

Ny teny "izy ireo" eto dia manondro ireo manam-pahefana.

ireo teny rehetra ireo

Ireo teny tao amin'ilay horonan-taratasy izay novakian'i Baroka mafy.

tamin'ny fomba ahoana no nanoratanao

"ahoana no nanoratanao"

notononin'i Jeremia

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:4.

Notonony

Niteny mafy i Jeremia mba ahafahan'i Barokoa manoratra izay tononiny.

nosoratako tamin'ny ranomainty

"nampiasa ranomainty hanoratana azy"

ary i Jeremia koa

DH: "ary tokony hanafina ny tenany ihany koa i Jeremia."

ny misy anareo

Ny teny "anareo" dia manondro an'i Baroka sy i Jeremia.