plt_tn/jer/36/16.md

36 lines
816 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary
Io teny io dia nampiasaina eto mba hanamariana tranga manan-danja amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa azo andikana izany ny teninao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto.
# rehefa nandre ... izy ireo
Ny teny "izy ireo" eto dia manondro ireo manam-pahefana.
# ireo teny rehetra ireo
Ireo teny tao amin'ilay horonan-taratasy izay novakian'i Baroka mafy.
# tamin'ny fomba ahoana no nanoratanao
"ahoana no nanoratanao"
# notononin'i Jeremia
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:4.
# Notonony
Niteny mafy i Jeremia mba ahafahan'i Barokoa manoratra izay tononiny.
# nosoratako tamin'ny ranomainty
"nampiasa ranomainty hanoratana azy"
# ary i Jeremia koa
DH: "ary tokony hanafina ny tenany ihany koa i Jeremia."
# ny misy anareo
Ny teny "anareo" dia manondro an'i Baroka sy i Jeremia.