plt_tn/jer/36/13.md

16 lines
294 B
Markdown

# Mikaia
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:11.
# notaterin'i Mikaia tamin'izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia nanondro ireo manam-pahefana tao amin'ny 36:11.
# teo an-tsofin'ny vahoaka
"mba ho ren'ireo olona"
# Jehody ... Netanaia ... Selemia ... Kosa
Ireo dia anaran-dehilahy.