Mikaia
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:11.
notaterin'i Mikaia tamin'izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia nanondro ireo manam-pahefana tao amin'ny 36:11.
teo an-tsofin'ny vahoaka
"mba ho ren'ireo olona"
Jehody ... Netanaia ... Selemia ... Kosa
Ireo dia anaran-dehilahy.