plt_tn/jer/36/09.md

934 B

Ary

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:1.

Tamin'ny volana fahasivin'ny taona fahadimy

Io dia ny volana fahasivy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany farany amin'ny volana November ary ny fiandohanan ny volana December amin'ny tetiandro tafavaratra. DH: "amin'ny fahasivin'ny volana ny taona fahefatra DH: "amin'ny volana fahasivy ao anatin'ny taona."

Joiakima zanaka lahin'i Josia, mpanjakan'i Joda

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 25:1.

nanambara ... fifadian-kanina

"Niantso ny rehetra mba andray anjara amin'ny fifadian-kanina"

Gemaria zanaka lahin'i Safana

Io no anaran'ilay olona.

mpanora-dalàna

"izay mpanora-dalàna"

akaikin'ny vavahady fidirana ny tranon'i Yaveh.

"teo amin'ny fidirana amin'ilay vavahady vaovaon'ny tranon'i Yaveh"

Nataony izany

Novakiany mafy ny tenin'i Jeremia.

teo an-tsofin'ny

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 2:1.