plt_tn/jer/36/09.md

36 lines
934 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:1.
# Tamin'ny volana fahasivin'ny taona fahadimy
Io dia ny volana fahasivy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany farany amin'ny volana November ary ny fiandohanan ny volana December amin'ny tetiandro tafavaratra. DH: "amin'ny fahasivin'ny volana ny taona fahefatra DH: "amin'ny volana fahasivy ao anatin'ny taona."
# Joiakima zanaka lahin'i Josia, mpanjakan'i Joda
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 25:1.
# nanambara ... fifadian-kanina
"Niantso ny rehetra mba andray anjara amin'ny fifadian-kanina"
# Gemaria zanaka lahin'i Safana
Io no anaran'ilay olona.
# mpanora-dalàna
"izay mpanora-dalàna"
# akaikin'ny vavahady fidirana ny tranon'i Yaveh.
"teo amin'ny fidirana amin'ilay vavahady vaovaon'ny tranon'i Yaveh"
# Nataony izany
Novakiany mafy ny tenin'i Jeremia.
# teo an-tsofin'ny
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 2:1.