plt_tn/jer/36/07.md

656 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manome toromarika an'i Baroka i Jeremia.

Angamba

"mety"

fitalahoan'izy ireo famindram-po

Ny teny "izy ireo" eto dia manondro ireo olona ao an-tranon'i Yaveh sy ny vahoakan'i Joda izay tonga tao amin'ny tranon'i Yaveh avy any amin'ny tanànan'izy ireo avy.

ho tonga eo anatrehan'i Yaveh ihany ny fitalahoan'izy ireo famindram-po

DH: "Hihaino ny talahon'izy ireo famindram-po Yaveh."

Angamba hiala amin'ny lalan-dratsiny ihany ny olona tsirairay

"Mety hibebaka izy ireo; ny olona tsirairay avy amin'ny fomba ratsiny"

amin'ny lalan-dratsiny

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 18:11.