# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manome toromarika an'i Baroka i Jeremia. # Angamba "mety" # fitalahoan'izy ireo famindram-po Ny teny "izy ireo" eto dia manondro ireo olona ao an-tranon'i Yaveh sy ny vahoakan'i Joda izay tonga tao amin'ny tranon'i Yaveh avy any amin'ny tanĂ nan'izy ireo avy. # ho tonga eo anatrehan'i Yaveh ihany ny fitalahoan'izy ireo famindram-po DH: "Hihaino ny talahon'izy ireo famindram-po Yaveh." # Angamba hiala amin'ny lalan-dratsiny ihany ny olona tsirairay "Mety hibebaka izy ireo; ny olona tsirairay avy amin'ny fomba ratsiny" # amin'ny lalan-dratsiny Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 18:11.