plt_tn/jer/36/04.md

720 B

nosoratan'i Baroka tao anaty horonan-taratsy ny teny rehetra izay nolazain''i Yaveh tamin'i Jeremia

"raha miteny iny i Jeremia, i Baroka dia manoratra ny teny rehetra izay nolazain'i Yaveh tamin'i Jeremia ao anaty horonan-taratasy"

hamaky ny teny

"hanambara izay ao anatin'ilay horonan-taratasy" na "hamaky amin'ny feo avo izay ao anatin'ilay horonan-taratasy"

izay notononiko

"araka izay lazaiko"

tsy maintsy vakianao

"ho vakinao mafy" na "hambaranao"

eo an-tsofin'ny vahoaka ao an-tranony

"mba afaka maheno izany ny olona ao an-tranon'i Yaveh"

eo an-tsofin'i Joda rehetra izay avy amin'ny tanànany"

"mba handre azy ireo ny vahoakan'i Joda izay avy any amin'ny tanànan'izy ireo tsirairay avy"