# nosoratan'i Baroka tao anaty horonan-taratsy ny teny rehetra izay nolazain''i Yaveh tamin'i Jeremia "raha miteny iny i Jeremia, i Baroka dia manoratra ny teny rehetra izay nolazain'i Yaveh tamin'i Jeremia ao anaty horonan-taratasy" # hamaky ny teny "hanambara izay ao anatin'ilay horonan-taratasy" na "hamaky amin'ny feo avo izay ao anatin'ilay horonan-taratasy" # izay notononiko "araka izay lazaiko" # tsy maintsy vakianao "ho vakinao mafy" na "hambaranao" # eo an-tsofin'ny vahoaka ao an-tranony "mba afaka maheno izany ny olona ao an-tranon'i Yaveh" # eo an-tsofin'i Joda rehetra izay avy amin'ny tanànany" "mba handre azy ireo ny vahoakan'i Joda izay avy any amin'ny tanànan'izy ireo tsirairay avy"