plt_tn/jer/32/43.md

20 lines
606 B
Markdown

# Ary hisy saha hovidiana amin'ity tany ity
DH: "Ary hividy saha eo amin'izany tany izany ny olona"
# izay lazainareo hoe
Eto ny "nareo" dia manondro ny vahoakan'Israely.
# Efa nomena teo an-tanan'ireo Kaldeana ity
Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezana. DH: "Efa nomen'i Yaveh an'ireo Kaldeana izany"
# hanoratra amin'ny horonan-taratasy voatombo-kase. Hamory vavolombelona
Io dia manondro ny asa izay ho soniavin'ilay olona mba hividianana ilay tany. Ireo olon-kafa dia ho vavolombelona hanamafy ilay fividianana.
# Fa hamerina ireo harenany Aho
"Fa ampahomby azy ireo indray Aho"