plt_tn/jer/32/43.md

606 B

Ary hisy saha hovidiana amin'ity tany ity

DH: "Ary hividy saha eo amin'izany tany izany ny olona"

izay lazainareo hoe

Eto ny "nareo" dia manondro ny vahoakan'Israely.

Efa nomena teo an-tanan'ireo Kaldeana ity

Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezana. DH: "Efa nomen'i Yaveh an'ireo Kaldeana izany"

hanoratra amin'ny horonan-taratasy voatombo-kase. Hamory vavolombelona

Io dia manondro ny asa izay ho soniavin'ilay olona mba hividianana ilay tany. Ireo olon-kafa dia ho vavolombelona hanamafy ilay fividianana.

Fa hamerina ireo harenany Aho

"Fa ampahomby azy ireo indray Aho"