plt_tn/jer/32/36.md

16 lines
519 B
Markdown

# izay lazainareo hoe
Ireo mety ho heviny 1) io dia manondro an'i Jeremia sy ireo niaraka taminy, na 2) izany dia manondro ny olona rehetra.
# nomena ho eo an-tanan'ny mpanjakan'i Babylona izany
Eto ny "tanana" dia midika fahefana na fifehezana. DH: "Efa nomen'i Yaveh an'ny mpanjaka'i Babylona izany"
# hanangona azy ireo
"hanangona ny vahoakako"
# hatezerako, fahavinirako, ary fahatezerana lehibe
Ireo teny telo ireo dia mitovy ny dikany ary manindry ny herin"ny hatezerany. DH: "hatezerana diso tafahoatra"