plt_tn/jer/32/36.md

519 B

izay lazainareo hoe

Ireo mety ho heviny 1) io dia manondro an'i Jeremia sy ireo niaraka taminy, na 2) izany dia manondro ny olona rehetra.

nomena ho eo an-tanan'ny mpanjakan'i Babylona izany

Eto ny "tanana" dia midika fahefana na fifehezana. DH: "Efa nomen'i Yaveh an'ny mpanjaka'i Babylona izany"

hanangona azy ireo

"hanangona ny vahoakako"

hatezerako, fahavinirako, ary fahatezerana lehibe

Ireo teny telo ireo dia mitovy ny dikany ary manindry ny herin"ny hatezerany. DH: "hatezerana diso tafahoatra"