plt_tn/jer/32/26.md

339 B

Tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh, manao hoe

"Izao no lazain'i Yaveh tamin'i Jeremia"

Misy zava-tsarotra tsy aiko atao ve?

Nampiasa fanontanian' i Yaveh mba hanamafisana fa afaka manao ny zava-drehetra Izy.

ho eo am-pelatanan'ireo Kaldeana

Eto ny "tanana" dia manondro ny fahefana na fifehezana. DH: "tamin'ireo Kaldenana"