plt_tn/jer/32/26.md

12 lines
339 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh, manao hoe
"Izao no lazain'i Yaveh tamin'i Jeremia"
# Misy zava-tsarotra tsy aiko atao ve?
Nampiasa fanontanian' i Yaveh mba hanamafisana fa afaka manao ny zava-drehetra Izy.
# ho eo am-pelatanan'ireo Kaldeana
Eto ny "tanana" dia manondro ny fahefana na fifehezana. DH: "tamin'ireo Kaldenana"