plt_tn/jer/31/23.md

8 lines
332 B
Markdown

# ny vahoaka
Manondro ny vahoakan'i Joda izany eto.
# Hitahy anao anie Yaveh, ianao ry toerana marina izay itoerany, ianao ry tendrombohitra masina
Eny an-tampon-kavoana i Jerosalema, ary ny tempoly dia nahorina teny amin'ny tendron'i Jerosalema. DH: "Hitahy ireo izay mipetraka any Jerosalema izay misy ny tempoliny anie Yaveh"