# ny vahoaka Manondro ny vahoakan'i Joda izany eto. # Hitahy anao anie Yaveh, ianao ry toerana marina izay itoerany, ianao ry tendrombohitra masina Eny an-tampon-kavoana i Jerosalema, ary ny tempoly dia nahorina teny amin'ny tendron'i Jerosalema. DH: "Hitahy ireo izay mipetraka any Jerosalema izay misy ny tempoliny anie Yaveh"