plt_tn/jer/31/10.md

668 B

Ilay nanamparitaka an'Israely dia nanangona azy

DH: "nanaparitaka ireo oloko teo amin'ireo firenena Aho, fa ankehitriny dia hamerina azy ireo hody Aho.

miandry azy tahaka ny mpiandry ondry mitandrina ny ondriny.

Midika izany fa Andriamanitra dia miahy sy miaro ny vahoakany toy ny fanaon'ny mpiandry ondry amin'ireo ondriny.

Fa efa nandoa ny vidim-panavotanan'i Jakoba Yaveh ary nanavotra azy teny amin'ny tanana izay mafy loatra ho azy.

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa Yaveh no nanavotra ny vahoakan'Israely. DH: "Fa Yaveh no nanavotra ny vahoakan'Israely tamin'ireo fahavalony izay tena matanjaka loatra ho azy ireo."