forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
668 B
Markdown
12 lines
668 B
Markdown
|
# Ilay nanamparitaka an'Israely dia nanangona azy
|
||
|
|
||
|
DH: "nanaparitaka ireo oloko teo amin'ireo firenena Aho, fa ankehitriny dia hamerina azy ireo hody Aho.
|
||
|
|
||
|
# miandry azy tahaka ny mpiandry ondry mitandrina ny ondriny.
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa Andriamanitra dia miahy sy miaro ny vahoakany toy ny fanaon'ny mpiandry ondry amin'ireo ondriny.
|
||
|
|
||
|
# Fa efa nandoa ny vidim-panavotanan'i Jakoba Yaveh ary nanavotra azy teny amin'ny tanana izay mafy loatra ho azy.
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa Yaveh no nanavotra ny vahoakan'Israely. DH: "Fa Yaveh no nanavotra ny vahoakan'Israely tamin'ireo fahavalony izay tena matanjaka loatra ho azy ireo."
|